Teny iditra bibim-bary
Singan-teny biby ; -bary (vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] [ bibimbary ] Kalalao [1.78]
 Bibikely manimba ny vary, haom-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ bibimbary ] An insect found on the growing rice. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ver qui ronge la tige du riz, charançon [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25