Teny iditra | bingo | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Bila, filaza indrindra amin' ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro fa somary mibaraingo toa miditra (mifanohitra aminy: tsivaka) [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Bow-legged [1.2, 1.7] | |||||||||
Bandy-legged, crooked in the knees or joints. [Mal. Bengok, crooked.] [1.2] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bancal [1.3, 1.8, 1.13] | |||||||||
Tordu [1.13] | ||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tohi-kevitra | tsivaka | |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Mpanahaka | biko | |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bingo io | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |