Teny iditra bokombolo mena
Singan-teny bokombolo ; mena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Golden bamboo lemur (Hapalemur aureus) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay Hapalémur doré (Hapalemur aureus) [2.233, 4.22]
Anarana siantifika Hapalemur aureus
Voambolana 
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19