Teny iditra boloky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [1.2]
 The blue-grey Malagasy parrot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Perroquet [1.54]
 Le perroquet malagasy [1.8]
Anarana siantifika Coracopsis nigra, Coracopsis vaza
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra boloky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31