Teny iditra | boriky | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampondra [1.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ny fihaviany | Frantsay: bourrique. | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny boriky io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: boriky ao amin' ny Baiboly | ||||
Teny iditra | boriky | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Olona donendrina, tsy mahalala na inona na inona fa bado velona: Ilay boriky vavy itỳ [1.1] | ||||
Ny fihaviany | Frantsay: bourrique. | ||||
Fivaditsoratra | boriky, kibiro, kibory, kiribo |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |