Teny iditra | danidany | |||||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Diridiry, fahafenoana izay mahatonga ho henjana, enti-milaza indrindra ny kibo feno rivotra na voky loatra, na ny amponga tsara henjana koa ka midoboka erỳ [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ballonnement, tension du ventre [1.3] | |||||||||
[Tankarana] Gonflé. [1.19] | ||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Teny iditra | danidany | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fivaditsoratra | danidany, dinadina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |