Teny iditra dinika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahakelezana, faharotsadrotsahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Anything small, minute detail [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Petitesse, ténuité [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra dinika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany
Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [1.2]
 Careful examination [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Examen, consultation [1.8]
Ohatra 
1Ary vao izay no tohizina ny dinika. [2.245]
2Faràno eto ity dinika voalohany ity. [2.296]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra dinika (dika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Franchi, transgressé, traduit, transcrit [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dinika, diniko, dinikao, dininy, dinitsika, dinikay, dinikareo, dinik', dini-, diniky
Ny lasa : nodinika, nodiniko, nodinikao, nodininy, nodinitsika, nodinikay, nodinikareo, nodinik', nodini-, nodiniky
Ny hoavy : hodinika, hodiniko, hodinikao, hodininy, hodinitsika, hodinikay, hodinikareo, hodinik', hodini-, hodiniky
Tovy hevitra voadika ~ malinika

Teny iditra dinika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Chewing the cud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rumination [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23