Teny iditra fahariana (ary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Le pouvoir de créer: An' Andriamanitra irery ny fahariana (Le pouvoir de créer appartient à Dieu seul) [1.3]
Ohatra Ny an-doha dia mbola narary hiany, ary fanina aho ka mila hianjera, dia nandoa dia nandroso ny fahariana fa nitombo ny aretina [2.59]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20