Teny iditra fahasahiranana (sahirana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A state of embarrassment, lack or perplexity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'embarras [1.3, 1.8]
 Le tracas [1.3]
Ohatra 
1Izay olona anankiray hisasaran'ny fanjakana, nefa ny fahasahiranany eto an-toerana aza ity fatratra. [2.324]
2Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka. [2.470]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : fahasahiranana, fahasahiranako, fahasahirananao, fahasahiranany, fahasahiranantsika, fahasahirananay, fahasahirananareo, fahasahiranan', fahasahiranan-, fahasahiranam-, fahasahirana-
Tovonana : -pahasahiranana, -pahasahiranako, -pahasahirananao, -pahasahiranany, -pahasahiranantsika, -pahasahirananay, -pahasahirananareo, -pahasahiranan', -pahasahiranan-, -pahasahiranam-, -pahasahirana-
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20