Teny iditra fahefatrambinifolo (faha-, efatra, amby, folo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo fahefatra amby ny folo []
Ohatra Nosoratany teo anaty rovany tao Tuileries tamin'ny fahefatrambinifolo andro amin'ny Avrily (Asorotany) tamin'ny taona arivo sy valon-jato sy fitoambitelopolo. [2.366]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/23