Teny iditra famaky (vaky)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamaky
Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra famaky (vaky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An axe, a hatchet. [1.2]
 An ax, a cleaver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Hache [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437]
2Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16