Teny iditra | famankonana (vankona) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Corroyage [1.13] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haitao | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |