Teny iditra family (vily)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamily
Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany
Azo avily [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3]
Ohatra Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo! [2.270]

Teny iditra family
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  fianakaviana, tarakaka
karazana [1.17]
Ohatra Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora Family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck Family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation. [2.424]
Haiendriteny 
Tsotra : family, families
Lohateny Madagascar's Endemic Plant Families

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28