Teny iditra fananty (tanty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mananty, mandray zavatra amin' ny tanana velarina: Toy izao no fananty baolina [1.1]
 Tohana avy ao ambany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Support [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra sohitry
Kamban-teny 

Teny iditra fananty (tanty)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo tantazana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31