Teny iditra fandavana (la)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filazana fa tsy marina: Tsy mampaninona ahy ny fandavanao ny hevitro fa ny hevitra moa samy manana ny azy
Tsy fanekena: Avelanao hitsangantsangana ve izahay? -- Tsy misy fandavana e
Fitsipahana zavatra iray tsara lazaina fa diso: Ny fandavan' ny olona ny fisian' Andriamanitra no mampanaram-po azy
Filazana ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Angatahina amin' ny olona atao batemy na batisa ny fandavany an' i Satana [1.1]
 Ny TSI-FANDAVANA anie ka tsy fanekena tsy akory e! [1.10]
Fanazavàna teny anglisy Refusal, disapproval, denial [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le refus, le renoncement, le reniement [1.3]
 Refus, renoncement, reniement [1.5]
Ohatra Fandavana ankitsirano no nantenaiko hambarany, kinanjo raikitra tsy ahoan-tsy ahoana teo ny varotra an' arivony. [2.5]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20