Teny iditra fandevy (levy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny zavatra mandevy, izany hoe mangotraka: Ny fandevin' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay ébullition [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20