Teny iditra fandresy (resy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandresy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qu'on peut faire perdre, manière de vaincre [1.3]

Teny iditra fandresy (resy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo resena [1.1]
Ohatra Ataoko ahoana no ho fandresy olona enin-dahy amin' izao izaho trotraky ny dia nandritra ny henemana izao? [2.643]

Teny iditra fandresy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Bara] [Mod. s. from mandresy (resy).] A tree. Perhaps the same as aviavy [1.2]
Voambolana 

Teny iditra fandresy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ody poizina fiarovana amin' ny vorika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Taisaka] (de resy : vaincu) Nom général des antidotes, de tout ce qui peut vaincre un mal ou annihiler un sotilège. Ficus megapoda Baker (Moraceae) : l'infusion des feuilles de ce figuier est considérée comme un puissant antidote. On l'administre comme vomitif et pour faire des lavages d'estomac en cas d'intoxication criminelle supposée. Sert aussi à faire des philtres d'amour : fandresilahy. Les écorces battues au maillet donnaient une sorte de tissu naturel utilisé anciennement pour faire des pagnes. [1.196]
Anarana siantifika Ficus megapoda
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31