Teny iditra faniriana (iry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako [1.1]
 Vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A desire, a wish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Désir, souhait [1.8]
 Envie [1.13]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra faniriana (tsiry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20