Teny iditra fanjanahan-tsaina
Singan-teny fanjanahana ; saina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Impérialisme culturel [1.13]
Ohatra Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12