Teny iditra fatsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] fantsika [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A sharp point [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pointe de tour [1.13]
Tovy hevitra fasy

Teny iditra fatsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The spur of a cock [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Ergot (du coq) [1.82]
 Ergot [1.13]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra fatsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] tsilo [1.78]
  [Tanala] tsilo, roy: Soky añaty fatsy hita mandy fany tsy rambejina (sokina anati-tsilo hitan'ny maso fa tsy azon'ny tanana) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] épine (des plantes) [1.82]
 épine [1.13]
  [Taifasy, Taisaka] ( fatsy : ergot, épine) Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae). [1.196]
Anarana siantifika Carissa madagascariensis
Voambolana 

Teny iditra fa tsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy But not [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Mais pas [3.1]
Ohatra 
1Angamba fa tsy fantatro [2.643]
2Soa ihany fa tsy nisy voa [2.588]
3Matokia fa tsy hisy maty ireo [1.437]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/12/20