Teny iditra fehikibo
Singan-teny fehy ; kibo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anja-koditra na zavatra hafa atao fehy eo amin' ny kibo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fehy kibo ] A girdle, a girth. fehin-kibo also used [1.2]
 A belt [1.7]
Ohatra Ny basiny nahankiny tamin' ny rindrina, ny lefona teo anjoron-trano, ary fehikibo hoditra sy ny moara inihantokantona nanodidina ny efi-trano. [2.649]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29