Teny iditra fehim-pihavanana
Singan-teny fehy ; fihavanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Lien de parenté [1.54]
Voambolana 
Tovy hevitra fehim-ponenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10