Teny iditra | fehitenda | |
Singan-teny | fehy ; tenda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ fehy tenda ] A neck-cloth, a neck-tie, a cravat. [1.2] | |
A necktie [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Cravate [1.8] | |
Ohatra | Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany.
[2.470] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Tovy hevitra | fehivozo | |
Tsipelina hafa | fehintenda | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fehitenda io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20 |