Teny iditra fianahana (anaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifankahazoan' ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto sy ny zanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Parent(s) with child(ren); [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Parents avec son (leurs) enfant(s); [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29