Teny iditra fiandrivoditatatra (andry, vody, tatatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bano fahita eny amin' ny vody tatatra rehetra eny (Ardea comata) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [vody, the bottom, tatatra, a ditch.] A species of heron. Ardea comata, Pall. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Ardea comata

2009/10/19