Teny iditra |
fifaliana
(faly)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Firavoana: Androm-pifaliana Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Happiness, rejoicing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de se réjouir; le plaisir [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany.
[2.356]
|
2 | ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana.
[2.59]
|
3 | Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana.
[2.508]
|
|
Voambolana |
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|