Teny iditra | filanelina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-damba volonondry na landihazo maivamaivana nefa mafana [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Flannel [1.2, 1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Flanelle [1.8] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: flanelle. | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |