Teny iditra firaika (raika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pente, inclinaison [1.13]
Ohatra Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa. [2.296]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09