Teny iditra fitaizana (taiza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza. [1.1]
 Asa fanabeazana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The act of nursing or caring for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de nourrir, de soigner [1.8]
 éducation [1.13]
Ohatra 
1ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy? [2.356]
2na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08