Teny iditra |
fitatitra
(tatitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitatitra, izany hoe mitondra, mitaona imbetsaka miverimberina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Manière de transporter des objets en faisant plusieurs voyages ou plusieurs étapes [1.3]
|
|
Teny iditra |
fitatitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ozatra fotsy mitondra fandrenesana mankany amin'ny atidoha dia mitondra ny baiko mankany amin'ny faritra voakasika [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nerf [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|