Teny iditra | fiteny (teny) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy. Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A language The customary way of speaking [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Manière de parler [1.3, 1.8] | ||||
Le language Ce qu'on peut défendre [1.3] | |||||
Une langue [1.8] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haiteny | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Lohateny | |||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fiteny io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26 |