Teny iditra fitoraka (toraka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitoraka: Ihomehezan' ny ankizy ny fitorak' io kavia io
Azo torahana: Misy vorona tsy fitoraka, hono [1.1]

Teny iditra fitoraka (toraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Charm put on the horns of a fighting bull to ensure victory. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (de toraka : action de lancer quelque chose). Amulette qu'on accrochait aux cornes d'un taureau de combat. Elle était censée lui donner de l'élan. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fitoraka (toraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A gouge used in making canoes [1.2]
Voambolana 

Teny iditra fitoraka (toraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Tehin-dakana, firombaka hazandrano [1.78]
Fanazavàna teny anglisy In the provinces it means a spear. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Projectile [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31