Teny iditra | fivaviana (vavy) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-vavy [1.1] | |||
Ohatra | Ny totohondry no anehoana ny fivaviana ary ny tanana mipepeka azy io no anondroana ny filahiana.
[1.519] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | fanivaiva, fivaviana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10 |