Teny iditra fizakan-tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Autonomy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Autonomie [1.8]
Ohatra Ny fivoarana ara-tsosialy, araka izany, dia mivohy ny fizakantena sy ny fanamafisana ny sata ara-toekarena sy sosialin' izy ireo. [1.384]
Voambolana 
Mpanahaka  fahaleovantena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12