Teny iditra | fofoana (fofo) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Faritra amin' ny tena hatreo amin' ny kibo ka hatreo amin' ny lohalika rehefa mipetraka mitorovoka ny tena [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The bosom [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Le giron [1.3, 1.8, 1.5] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/12 |