Teny iditra foin > foy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo
Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy
Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra
Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hatched
Suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout
Secret conversation becoming known [1.2]
Fanazavàna teny frantsay éclos [1.3, 1.82]
 Percé [1.3, 1.5]
 Divulgué [1.3, 1.5]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra foin > foy
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Ilaozana, ialana [1.78]
 Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Abandoned, given up [1.2, 1.7]
 Forsaken, deserted, despaired of. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Abandonné [1.8, 1.5, 1.82]
Ohatra 
1ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana [2.48]
2Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : foy, foiko, foinao, foiny, fointsika, foinay, foinareo, foin', foin-, foim-
Ny lasa : foy, foiko, foinao, foiny, fointsika, foinay, foinareo, foin', foin-, foim-
Ny hoavy : ho foy, ho foiko, ho foinao, ho foiny, ho fointsika, ho foinay, ho foinareo, ho foin', ho foin-, ho foim-
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra foin > foy
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Qui ose [1.82]

Fivaditsoratra 

Teny iditra foin > foina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sakana, tsy famelana hihetsika na hipaika intsony (fanorona). [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra foin > foina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A wheel. See kodia. [1.2]

foin   
ahimaina
vilo-maina
foin, fourrage sec [1.13]
vilona
herbe coupée comme fourrage, foin [1.8]