Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antony voalohany nahatonga, niaviana: Andriamanitra no fototry ny soa rehetra ~ Tsy fahampian-tsakafo no fototry ny aretiny
Loharano niaviana, niandohana: Ratsizehena sy Ramianoka no fototry ny fianakavianay
Faka, fanorenana: Manapa-kazo amin' ny fotony / Mianjera ny trano raha tsy mafy orina ny fotony
Antony: Inona no fototra tsy itiavana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Root, origin, source
The foundation of a house; a stump of a tree in a river bed or mud
[Mal. pantat, fundament, bottom.] [1.2]
 A root; a basic principle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Racine; principe de base [1.8]
 Fondation, fondement, primaire, primordial [1.13]
Ohatra 
1tsy hita intsony na dia ny fototra aza. [2.470]
2Ilay sekoly nianarako farany mantsy dia fampianaran-tena no fototra iompanany [2.471]
Haiendriteny 
Tsotra : fototra, fototro, fototrao, fotony, fototsika, fototray, fototrareo, fototr', foto-, fototry
Tovonana : -pototra, -pototro, -pototrao, -potony, -pototsika, -pototray, -pototrareo, -pototr', -poto-, -pototry
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A large torch of ox-dung burned in the ancestral corner of the house at the time of circumcision. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] Grande torche faite avec le faux-tronc d'un bananier et enduite au sommet d'un mélange de graisse et de bouse de vache qu'on utilise lors des cérémonies de la circoncision [1.196]

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra isaina tsitelotelo: Nahalatsaka atody dimy fototra Ikalamainty (izany hoe 15) [1.10]
Fanazavàna teny anglisy Three eggs [1.2]
Ohatra Lehilahy iray no tratran' ny tompony nanongotra mangahazo roa fototra. [2.472]
Kamban-teny 

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny lafy ijadonan' ny haavo amin' ny sary marolafy. [Voambolana: Matematika: rafitsary] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Base. [Voambolana: Matematika: rafitsary]
Base : k fototra A (A base K). [Voambolana: ] [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The largest piece of wood in a native loom. [1.2]

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (dans toute l'île) (du malais pantung) Base de tronc, fût d'un arbre. Nom des troncs d'arbres transportés par les crues et qui s'enlisent dans la vase ; par extension, arbres du bord des eaux. On s'en servait pour faire les soubassements des maisons en terrain marécageux. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom de divers arbres utilisés pour faire des piliers de fondation dans les terrains humides. Ce sont notamment :
[Betsimisaraka] Sur la côte Est Barringtonia butonica J.R.Forst. (Lecythidaceae),
[Sakalava] Sur la côte Ouest Macaranga cuspidata Boivin ex Baill. (Euphorbiaceae). [1.196]
Anarana siantifika Barringtonia butonica, Macaranga cuspidata
Voambolana 

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (dans toute l'île) Un individu végétal parmi d'autres : iray fototra : un seul pied ; par extension : pied-mère pour les végétaux multipliés par boutures, marcottes, etc.et formant un clone ; ou lignée pour les plantes multipliées par semis. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sihanaka] Signal de deux grandes perches de bois, de 9 à 15 m de long, croisées au sommet pour simuler des cornes. Il marque le lien où ont été célébrées les funérailles d'un personnage de marque (on ne peut en ériger, pour les femmes même princesses) mort en dehors du village où se trouve son tombeau de famille et où son corps doit être ramené. Aussi, nom des arbres qu'on utilise pour construire ce signal. Ils doivent avoir un bois particulièrement résistant et durable. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31