Teny iditra ga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fonon-tanana, vita amin' ny lamba na hoditra: Gan-tanana fotsy ~ Manao ga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Gloves [1.2]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: gant.
Mpanahaka  gan-tanana ~ manao ga

Teny iditra ga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Olona avy narary nefa mbola tsy matanjaka,
bamby [1.78]

Teny iditra ga~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny ga~]

Teny iditra Ga
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny frantsay Gant [1.3]
Fanazavàna teny malagasy Singa miranoka, faha-31 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Gallium. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14