Teny iditra governemanta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filan-kevi-mpitondrana amin' ny fanjakan' ny tany ilay: Hivory amin' ny talata ny governemanta handinika momba an' io raharaha lehibe io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (governmenta): the government [1.2]
 The government as constituted by the head or Prime Minister; cf. fanjakana [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le gouvernement ensemble des ministres; cf. fanjakana [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra fanjakana
Ny fihaviany Anglisy: gouvernment.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31