Teny iditra grefy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Greffe [1.13]
Ohatra Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo. [1.437]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: greffe.

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11