Teny iditra hako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hambohambo, fisehosehoana ho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Self elation, magisterialness, hauteur. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Prétention, air précieux, recherche, délicatesse [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra hakohako

Teny iditra hako
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Dia: olo hako [1.78]
  [Betsileo] Olon-dia: Nahoa no tsa boria ny volo aba Rabia e, sokoa hako (Nahoana no tsy hetezana ny volonao Rabia, moa va tsy olon-dia) [1.78]
  [Tanosy] Dia; tsy tamana: Biby hako [1.78]
Anaram-biby 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31