Teny iditra | hany | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tokana, irery: Izy no hany zana-dray aman-dreniny [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Single, alone, one individual, only, sole. [1.2] | ||||
The only one [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Le seul, unique [1.8] | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Teny iditra | hany | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Hanina [1.78] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Nourriture, repas [1.82] | ||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | hany, hina, nahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |