Teny iditra | haolo | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Wild, untamed, applied chiefly to wild cattle Easily soared, as birds frequently shot at [1.2] | |||
Wild [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Sauvage [1.8] | |||
Tovy hevitra | haolohaolo | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny haolo io | |||
Teny iditra | haolo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1] | |||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |||
Ny fihaviany | Anglisy: awl. | |||
Fivaditsoratra | aholo, haolo, laoho, loaho |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |