Teny iditra | hematôzôera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran' ny olona voakaikitry ny moka atao hoe anofela, ka mararin' ny tazo, mafana sy mangovitra izay voany [1.1] | |
Katsentsitra mivelona ao amin'ny liomenan'ny olombelona ka miteraka tazo [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Hématozoaire [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Ny fihaviany | Frantsay: hématozoaire. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |