Teny iditra | hidihidy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fahamaimaizana mahazo ny hoditra ka mahate hihaotra: Loza ny hidihidy mahazo ahy fa voan' ny lay tatsy an-tokotany aho Fahamaimaizana ta hanao zavatra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | An itch [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Démangeaison [1.3, 1.8] | |||
Prurit Figuré: envie [1.3] | ||||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | hidihidy (hidy) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Serrement des dents, silence obstiné, paroles de colère; état de ce qui est serré, épais [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |