Teny iditra | hiram-pirenena | |
Singan-teny | hira ; firenena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | National anthem [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Hymne national [1.13, 1.5, 1.66] | |
Ohatra | Isa-maraina ny Radiô-Tananarivo, dia ny hirampirenena no anombohany ny programa
[2.332] | |
Tovy hevitra | sidikinina | |
Mpanahaka | Hiram-pirenena malagasy : Ry Tanindrazanay malala ô! | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |