Teny iditra iliny
Singan-teny ilika
Sokajin-teny anarana ilika sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Nofon-kena malemy manaraka ny taolan-damosin'ny omby [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Filet [1.13]
Ohatra 
1Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy; [2.857]
2Tsy hadinon' Itelo-lahy ny nanokana ny fony ho azy mpandrasa sy ny iliny sy ny losony ho fanajana an' Ingahy Dubosc. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07