Teny iditra indrafo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hamorana hamela hadisoana, famindram-po (indraindray koa atao hoe findrafo): Olona tsy manana indrafo io lehilahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mercy, tenderness, compassion, loving kindness, clemency [1.2]
 Pity, compassion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay (corruption de findrafo) miséricorde, compassion, pitié, clémence, facilité à pardonner [1.3]
 Pitié, miséricorde [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11