Teny iditra inefatra (efatra)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy indray mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Four times [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Quatre fois [3.1]
Ohatra 
1ny vehivavy raha miondrika inefatra, mahazo saina. [2.332]
2Koa dia nandefa tafika inefatra nankany Menabe Radama. [2.508]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : inefatra, inefatry
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20