Teny iditra |
iny
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | That [1.2, 1.7]
|
| This. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to.
It is also used when giving anythig to a person [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce, cet, cette [1.3, 1.8]
|
| Celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|